VELONA MANDRAKIZAY (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

Tonga ny androm-pamonjena ho anao
Tsarovantsika eto anio ka derao
Tafatsangana ny Tompo
Velona mandrakizay ho anao

Nijaly ny tomponao
Nafoiny ny ainy ho anao
Ny rany dia latsaka
Hanafaka ny otanao
Manomboka izao omeo ny fonao
Hanjakan'i Jesoa
Asandrato ny feo ankalazao Jesoa
NandreTsiky dia ampysy ny fasana

Tonga ny androm-piravoana ho anao
Tsarovantsika eto anio ka derao
Tafatsangana ny Tompo
Velona mandrakizay ho anao

Nijaly ny tomponao
Nafoiny ny ainy ho anao
Ny rany dia latsaka
Hanafaka ny otanao
Manomboka izao omeo ny fonao
Hanjakan'i Jesoa
Asandrato ny feo ankalazao Jesoa
Nandresy ny fasana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA
Mpamaky : 269
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : zeea
Tamin'ny : 14/08/2018 08:40:16
ID : 10881

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo