MOA VE? (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

Moa ve mba fantatrao raha misy manontany
Ka tsy hiambatra ianao
Fa hanaiky avy hatrany
Ilay antokom-pihira (Beso)
Nokoloina mbola zaza
Mikalo amin'ny feo manga
Manakoako manan-dazaTsiky dia ampy

Dia ho lazaiko raha tsy tadidinao
Ka mba henoy tsara sy araho izao teny izao
(Io no antokom-pihira Feo Mamy toa faly)
Io no antokom-pihira
Feo Mamy toa faly
Hanandratra ny zava-kanto
Hidera an'Ilay Nahary

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA
Mpamaky : 163
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : zeea
Tamin'ny : 04/02/2019 21:23:09
ID : 11349

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo