MANDEHANA AMBARAO (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

Mandehana ambarao
Fa indro ny famonjena
Dia Jesosy be fitia
Mpanjaka be harena
Izay tonga hampihavana

Ny haleloia sy ny hosana anie
Ho an'Ilay Mesia sy tena fahazavana
Mpamonjy izao tontolo izao
Feno fahatononkira.serasera.orgsoavana

Mitomoera amin'i Kristy
Ka mandehana mitoria
Hanazava izao tontolo izao
Mba ho famonjena ireo mahantra
Mahonena

Ny haleloia sy ny hosana anie
Ho an'Ilay Mesia sy tena fahazavana
Mpamonjy izao tontolo izao
Feno fahasoavana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA
Mpamaky : 74
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : zeea
Tamin'ny : 10/08/2018 08:01:22
ID : 10861

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo