AOKA IZAY (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

Aoka izay ny tebiteby izay manarona ny fo
Aoka koa hajanona any ireo rendrarendra mety lo
Fa andeha isika hiaraka hitady
Ilay hasambarana maharitra
Izay lazain'ny baiboly dia ilay tenin'Andriamanitra

Aoka koa havalona any ireo lasa naharesy
Na ny fahatahoran-Tsiky dia ampydava hoe hisy loza hifanesy
Fa andeha isika hiaraka hakanhery
Ao anatin'ny Baiboly
Mba hatanjaka finoana handresy ny asan'ny devoly

Koa andeha samy hitolona
Mba ho tena ho mpandresy
Hasambarana maharitra
No hiainana misesy
Aoka izay ny tebiteby izay manarona ny fo

Lalao RANDRIANARISON

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA
Mpamaky : 283
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : zeea
Tamin'ny : 14/08/2018 08:40:02
ID : 10882

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo