Am-pelatananao (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

Ry Rainay be fitia, misaotra Anao
Noho izay niaretanao, hamonjena anay
Izay miaraka Aminao, tsy manana ahiahy
Manjaka Ianao amin'ny fiainanay

Ry Rainay be fitia, misaotra Anao
Noho izay niaretanao, hamonjena anay
Izay miaraka Aminao, tsy manana ahiahy
Manjaka Ianao amin'ny fiainanay

Mino aho Jesoa malala, ny fitiavanao
Mino aho ts hisalasala, ny fanavotanao
Ny fiainako rehetra, ho Anao tsy misy fetra
Anilanao, Jesoa mandrakizayTsiky dia ampy

Ny hoavinay ry Jesoa, am-pelatananao
Efa nahafoinao ny ainao, hamonjena anay
Izay miaraka Aminao, tsy mba manana ahiahy
Handova ny fiadananao

Ny hoavinay ry Jesoa, am-pelatananao
Efa nahafoinao ny ainao, hamonjena anay
Izay miaraka Aminao, tsy mba manana ahiahy
Handova ny fiadananao

Mino aho Jesoa malala, ny fitiavanao
Mino aho ts hisalasala, ny fanavotanao
Ny fiainako rehetra, ho Anao tsy misy fetra
Anilanao, Jesoa mandrakizay

Jean Fils RAKOTOMALALA

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA
Mpamaky : 168
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Zeea
Tamin'ny : 30/07/2018 07:43:01
ID : 10801

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo