MITSANGANA (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Andeha, torio ny teny soa
F'Izaho momba anao
Ny firenen-drehetra ataovy mpianatro (x3)

Ref: Mitsangana, mandehana
Ka mitoria ny filazantsara
Fa fiainana Izy, sy fahazavana
Ho an'ireo 'zay mifikitra Aminy
Oh! Aleloia (x4)
Asandrato ny feo kanto
Fa teraka ao am-po 'zao ny Tomponao

2- Rehefa eny an-dalana eny
Maro ny fakam-panahy
Kanefa ny Tompo dia miaro f'aza manahy (x3)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Vangy : 1465
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : harnoo
Daty : 26/09/2014 12:30
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0749