Fidionareo anio (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hafatrafatra ho anao
Mbola manam-pitahiana
Fa ny Tompo tsy mandao
Koa aza varimbariana
Ô avia! Manatona! Ndeha fidio
Zay ho tomponao

Fidio, fidio (fidionareo)
zay ho andriamanitrareo
Fidio izay ho tompoinareo
Hanompo ireo andriamanin-kafa
Sa kosa ilay JEHOVAH

Fa raha izaho kosa
Sy ny ankohonako dia
Hanompo an'i JEHOVAH izahay
--------
Rohy:
Hevitra
goodnssgirl ( 01/07/2017 13:31)
How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Vangy : 1618
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ericsmiler1
Daty : 03/01/2015 18:31
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3656