ANDAO HIDERA (Antoko-mpihira Haniry ny Lanitra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Injany misy feo manako fatratra
Miantso any an’efitra any ho any
Mibitsika mangina mikopaka izany
Miantso ahy, miantso anao koa

Fi: Miandry andraso foana ve
Vao afaka hanoa
Nefa indro izao ny atson’i Tsitoha
Izay manantona ahy tsy ho laviko mihitsy
Koa handao hidera hanao hoe: Amen!

2-Indro miandry eo am-baravarana
Jesosy zoky hitsena antsika
Izy no efa tanjona hifanarahana
Ka faingana malakia re
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antoko-mpihira Haniry ny Lanitra
Vangy : 956
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 11/04/2017 09:48
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.075