Resy lahatra aho (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))

Ref: Fantatray Jesosy ô
Tsapanay Jesosy ô
Ny Fitiavan-dehibe
Nandresy lahatra ahy
Nahasarika ahy
Saina amam-panahy
Hiara-dalana Aminao

1 - Tsy mba soa no hitako
Aizina no mba hitako
Nefa Ianao tsy mitsahatra mitononkira.serasera.orgzara
Teny soa ho fiainanay
Zava-tsoa hiadananay
Tanjonao ny fiainanay ho tsara

Ref
Interlude
Ref

2 - Jesoa no herinay
Jesoa reharehanay
Jesoa fanilo, fahazavana
Ho anao izay mandray
Hoy ny teny mifalia
Tokin'ny fiainanao
Jesoa Kristy

Ref

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana)
Mpamaky : 114
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : akoniziona
Tamin'ny : 12/01/2017 10:41:17
ID : 9069

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo