Zazakely (ANTAGNALA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Naky dia sarotra aza ny fiaignana
Tsa mba misy ny hitaraignana
Hoan'ireo zazakely
Ny Ray sy ny Reny niteraka
No tsy maintsy miresaka
Ho amin'ny hoavin'ny zazakely
Tsa nagniry ny ho ety an-tany mako
Ireo zazakely
Tsa mba mila arakarahana hoaho
Ireo zazakely
Zazatiana sy niriana
Ireo zazakely
Magnana maro amin'ny fagniriana
Ireo zazakely
Hitondra avo ny fihaviana
Ireo zazakely
Vao mifoha ny maso maraigna
Dia tonga aby ny fitaraigna
Amin'ireo zazakely
Dada,Mama,aho noana
Te hihinam-bary,aza kapohana
Hotsin'ny zazakely
Tsa homena tsiny,tsa homena fondro
Fa anjaratsika no manondro
An'ireo zazakely
Ny soa sy ny tsara,no iriana arahina tso- drano
Ho an'ny zanaka amam-para
Sy ireo zazakely
Tsa nagniry...





Hotsin'ny zazakely
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ANTAGNALA
Vangy : 1478
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : dinaldn
Daty : 11/03/2017 20:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0964