Tsy takatra takarina (Anjomaran'ny Fitiavana)

Ooo Havaozy ry Jesoa, ny fanoloran-tenanay
Ka mba hisitrahanay ny fahasoavanao

Ref: Ry Tompo, tsy takatra takarina
        'Lay fitiavanao ry Jesoa, ry Tomponay
        Tahio ity firenenay ho vahoakanao
       Tsiky dia ampy Mba hiadanany...
        Ry Jesoa, ka ho tò aminay anie
        Ny teny fikasanan'Avy Aminay

Ampianaro 'zahay ry Jesoa, ny hanoa ny sitrakao
Ka hahay ny hankatò, ho tia Anao tokoa

By Myhre Hajavolamena
A\C: RAZAFINDRAZAKA Handrisoa

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Anjomaran'ny Fitiavana
Mpamaky : 47
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : miorahajavolamena28
Tamin'ny : 11/06/2018 11:57:34
ID : 10662

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo