Sambatra (Anjomaran'ny Fitiavana)

Ho anao 'zay efa nandray, ny fahadoavan'ny Tompo
Ho anao 'zay efa nandray, ny fahadoavan'ny Tompo
Asandrato Izy,  Asandrato Izy
Ho amin'ny Atononkira.serasera.orgvo Indrindra, ho mandrakizay

Ref: Sambatra, sambatra
        'Zay manaraka Azy, zay manaraka
        Hosana, hosana
        Ho amin'ny Avo indrindra ho mandrakizay

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Anjomaran'ny Fitiavana
Mpamaky : 164
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : miorahajavolamena28
Tamin'ny : 07/01/2019 09:46:00
ID : 10663

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo