O avia manantona (Anjomaran'ny Fitiavana)

Solo:Ouuuuhhhh ooohhh
         Oooo avia mihainoa
         Miantso anao
         Miantso anao Jesoa

Fiv: Ooo avia, manantona
       Mihainoa, mivonona
       Njany miantso anao
       'Lay mpanavotra anao
       Mivavaha ka manantona
       Miovà ka atolory
       'Zany fonao ho Azy koa
       Omeo an'i Jesoa

Ooo manantona, an'i Jesoa
Ho foana hatreo, ny toloko
Ka mihainoa, ny teny soa
Hirotsaka ny fitahian'ilay Tsitoha
Ooo mihainoa an'i Jesoa
Tsy hisy intsony ny tononkira.serasera.orgahiahy
Ka mihainoa, 'lay Ray Tsitoha
Jesosy Tompo tia sy mamindra fo

Oouuuhhhh ouuuhhh
Ahhh ahhhhhh

Fiv:  ......

Ooo manantona, an'i Jesoa
Ho foana hatreo, ny toloko
Ka mihainoa, ny teny soa
Hirotsaka ny fitahian'ilay Tsitoha
Ooo mihainoa an'i Jesoa
Tsy hisy intsony ny ahiahy
Ka mihainoa, 'lay Ray Tsitoha
Jesosy Tompo tia sy mamindra fo

Ooo avia izao manantòna
Aza miandry ianao mivonòna
Asandrato avo saotra dera
Voninahitra ho an'ilay Tsitoha


Tonony sy feony: RAZAFINDRAZAKA Handrisoa

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Anjomaran'ny Fitiavana
Mpamaky : 308
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : miorahajavolamena28
Tamin'ny : 15/06/2018 09:30:14
ID : 10677

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo