NY TOMPO NO HERIKO (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hihira ho an'i Jéhovah aho
Fa avo indrindra Izy (Fandresena)
Fandresena,lehibe no azo
Mpiady mahery,mpanjaka mandrakizay

Ny Tompo no heriko,sy fiderako
Tonga namonjy ahy Izy
Izy no Andriamanitro
Ka ho deraiko,hankalazaiko hatrany ny Tompo

Tonony sy feony: RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Myhre Hajavolamena
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Anjomaran'ny Fitiavana
Vangy : 1213
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : tplinkneffos8
Daty : 21/06/2018 08:47
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0731