Miantso anao (Anjomaran'ny Fitiavana)

Fiv:
Miantso anao ny Tompo
Tsy foiny ho very moa raha ianao
Avia manantona Azy izao
Tapaho anio ny hevitrao

Aza variana miandry ianao
Mijery ny andro lava izao
Raha tonga anio ny Tomponao
Inona no havalianao

Fiv

Aza variana miandry ianao
Mijery ny andro lava itononkira.serasera.orgzao
Raha tonga anio ny Tomponao
Inona no havalianao
ouuuhhh

Fiv

Tsy takatry ny saina anie
Ilay fitiavandehibe
Zanak'Andriamanitra
Ho tonga hanavotra

OO mamalia Azy izao
Atolory Azy ny fonao
Fa Izy no hiahy anao
Fiadanana ho anao

Fa Izy tokoa no hiady ho anao
Ka ho mpandresy tsotr'izao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Anjomaran'ny Fitiavana
Mpamaky : 291
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : miorahajavolamena28
Tamin'ny : 13/02/2018 14:03:01
ID : 10372

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo