MPANDRESY (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Basesa) 2 fois
Mifalia antsika jiaby fa tônga Tompontsika e!
Fitiavagna tsy lany izao amiagny antsika
Famonjeagna tsy vidigna ho fanavôtagna
Atolory Ananjy arô ny voninahitra.

Tandrignesa magnantso antsika igniany
Ilay Mpagnavotra antsika
Zagnahary moa tia antsika arô
fô Mpamonjy namiagny antsika
Fa mpandresy tokoatra isika izao
fa mahery ny Tompontsika
Mitsangana derao ny TomponaTsiky dia ampyo
Aoka hifaly isika e!

(Gasigasy) 2 fois
Haleloia ! Midera sy mankalaza
Haleloia ! Mihoby ary koa mitsaoka
Fa tsara ny Tompontsika
Mahery ary koa mirindra
Maharitra mandrakizay ny fitiavany.
Mpamonjy mora azo indrindra
Mpandresy tokoa isika
Fa aro sy hery ho anay Ianao Ry Tompo.
Mpamonjy mora azo indrindra
Mpandresy tokoa isika
Mambomba izao rehetra izao ny voninahitrao.

A/C : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Rhado

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Anjomaran'ny Fitiavana
Mpamaky : 260
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : miorahajavolamena28
Tamin'ny : 10/02/2018 16:26:53
ID : 10363

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo