MASINA IANAO (Anjomaran'ny Fitiavana)

Masina Ianao

Ry Raiko ô ! Inty ny zanakao
Mitsaoka Anao, masina sy marina Ianao
Te hialoka aho eo ambany fahasoavanao
Tena tiako Ianao
Fihino an-tratranao aho.

Ry Raiko ô ! Inty ny zanakao
Mitsaoka Anao, masina sy marina Ianao
Te hialoka aho eo ambany fahasoavanao
Tena tiako Ianao
Fihino an-tratranao aho.

Refrain:
Fa lehibe ttononkira.serasera.orgokoa ny voninahitra Tompo ô !
Tsy takatry ny saina akory ny fitiavanao
Mampianara anay hankato Anao
Tiako ny hitoeranao
Hiantsampy ao Aminao aho.

Musique

Fa lehibe tokoa ny voninahitra Tompo ô !
Tsy takatry ny saina akory ny fitiavanao
Mampianara anay hankato Anao
Tiako ny hitoeranao
Hiantsampy ao Aminao aho.

A/C: RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Rhado

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Anjomaran'ny Fitiavana
Mpamaky : 223
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Anjomaranyfitiavana
Tamin'ny : 13/07/2017 19:59:18
ID : 9769

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo