Masina ato am-poko (Anjomaran'ny Fitiavana)

Ny fitiavanao ry Tompo oo (Ny fitiavanao)
Natolotrao ho ahy izao (Izay natolotrao)
Dia masina ao am-poko ao (Masina ao am-poko ao)
Ny nanekenao hidina tety (La la la la la la la..)
Kavnandaozanao ny arĂ¿ (La la la la la la la...)
Dia masina ao am-poko ao (Masina ao am-poko ao)

Fiv: Nanetry tena Ianao ry Tompo tia
       Nidina tety an-Tsiky dia ampytany hamonjy ireo izay nania

Ny finoako Anao ry Tsitoha (Ny finoakoa Anao)
Mpnavotra sy Mpamonjy (Ry Mpamonjy)
Dia masina ao am-poko ao (Masina ao am-poko ao)
Ny voninahitrao ry Mahery (La la la la la la la... )
No reharehako izao (La la la la la la la la...)
Fa masina ao am-poko ao (Masina ao am-poko ao)

Fiv:   ...

Tonony sy Feony : MAmiharilala Rasolojaona

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Anjomaran'ny Fitiavana
Mpamaky : 517
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : miorahajavolamena28
Tamin'ny : 14/06/2018 14:21:43
ID : 10675

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo