Mahery Ianao (Anjomaran'ny Fitiavana)

Choeur:Ouuhh ouuuhh ouuhhh
              Ahhh ahh ahhhh ahhh

Solo: Ry Tompo any an-danitra
          Mitsaoka Anao izahay
          Atao anie ny sitrakao

Tsy takatry ny saina, ry Tompo ny herinao
'Lay hery tsy hay lazaina, atafinao anay
Oo mamelĂ  ny helokay ry Ray
Iankohofanay ny voninahitrao

Ref: Mpandresy hatrany ry Jesoa, mahery Ianao
        Hery tTsiky dia ampysy hay tohaina Ianao ry Ray Tsitoha
        Fihino izahay ho tena mpianatrao
        Hanoa ny sitrakao, ho mpandresy toa Anao

Tsy takatry ny saina, ny fitiavanao
Ianao no tsy mandao raha tojo ady sarotra
Izahay mifona Tompo oo,
Tsy mendrika akory, ny atao ho irakao

Ref:...  

Ho Anao ny dera laza ary koa, ny voninahitra
Mahery Ianao....


Tonony sy feony : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Anjomaran'ny Fitiavana
Mpamaky : 166
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : miorahajavolamena28
Tamin'ny : 11/06/2018 11:58:23
ID : 10661

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo