Inty aho, iraho aho (Anjomaran'ny Fitiavana)

Duo: Jesosy oo, inty aho raha sitrakao
         Manetry tena, manantona Anao
         Feno halotoana, ny ao am-poko ao
         Nefa diovy anie mba hitalaho
         Raiso aho Tompo oo ho irakao
         Manolo-tena ho mpanomponao
         Tafio fanahy, mahery avy Aminao
         Koa inty aho, iraho aho ho Anao

Fiv: Ianao irery anie Jesosy oo no tokiko
       (Ianao irery Jesosy ooo, no Tompo sy
        mpamonjiko)
       Ianao ihany tononkira.serasera.orgno hiantsampazako
       Ny hanara-dia Anao hatrany no mamiko
       Mba raiso aho ho Anao ry Tompoko

Duo: Jesosy oo, indreto izahay
         Tolory saina hendry sy mahay
         Ny famindram-ponao no santatray
         Mifona Aminao 'zahay ry Ray
         Vono-kanompo Anao 'ty zanakao
         Tsy mana-tahotra ny hidera Anao
         Tafio fanahy mahery avy Aminao
         Koa inty aho, iraho aho ho Anao

Fiv: ....


Tonony sy feony : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Anjomaran'ny Fitiavana
Mpamaky : 112
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : miorahajavolamena28
Tamin'ny : 13/06/2018 13:05:26
ID : 10670

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo