Ianao Jesoa (Anjomaran'ny Fitiavana)

Jesoa misaotra Anao, tonga tety
Ampianaro izahay ho mpanara dia
Jesoa tsy mahafoy, ny mania
Jesoa Ianao no tena tia

Fiv: Ianao Jesoa, 'lay mpiandry ahy
       Deraiko lalandava fTsiky dia ampya mahery
       Ianao Jesoa, 'lay mpiandry ahy
       Deraiko lalandava fa mahery

Hasandratro ny feoko ho Azy
Satria ireny, dia avy Aminy
Na matory, na mifoha izaho
Dia tahìny, dia tahìny

Fiv:  ....

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Anjomaran'ny Fitiavana
Mpamaky : 167
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : miorahajavolamena28
Tamin'ny : 13/06/2018 13:05:38
ID : 10671

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo