Fa ny fahasoavanao ( Hira Faneva Jobily faha-25 taona namoronana hira) (Anjomaran'ny Fitiavana)

Fa ny fahasoavanao no naha toy izao ahy
Na dia teo aza ireo ady natrehinao
Tsapako hatrany ny fiarovanao
Ka handroso tsy hihemotra izao

Fa ny fitiavanao no tsy mba manda
Ny famindramponao no tsy naharitra anay
Ary ny ranao soa no manadio anay
Fa Mpamonjy mahatoky Ianao

Fiv:
NofidikTsiky dia ampyo Ianao ka tsy foiko
Efa fantatro hatrany am-bohoka ianao
Homba sy hitahy anao náiza alehanao
Fa mpanompo mahatoky ianao

Efa nofidiko ianao ka tsy foiko koa
Efa fantatro fony mbola tsy ary tany am-bohoka ianao
Ary homba sy hitahy koa
N'aiza n'aiza alehanao
Fa mpanompo soa mahatoky koa
Aza mba manahy ianao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Anjomaran'ny Fitiavana
Mpamaky : 195
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : miorahajavolamena28
Tamin'ny : 10/02/2018 16:37:59
ID : 10364

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo