LASA (Sham & Andi) ft BY'F (Andi Mardi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
....Aza avela irery aho raha enao andeha
Aza avela hangiana aho fa manin'irery /2
SHAM....Misy ny ratsy any
zany tsy afaka an-tany
Ny ambony tsy anaiky raha hoe tsika roa hiaraka ho any
F'izay loha ny lahatra,ekeko fa manorisory
Fa ianao ny tiako zay koaitra misisika tsy hitako itsony
Tsy misy akaotr'anao ny tiako atreto aloha
Zay kofa mpanadalanao ,aleo geteko aloha eh!
Raha misy mikozy any hoe
Za nge tia anao ooh!
Lazao fa misy olon-kafa miaraka amin'ko aneh fa tsy ao ooh!
....Aza avela irery aho raha enao andeha
Aza avela hangina aho fa manin'irery /2
BY'F....
....
ANDI....Tsy haiko aloha fa ny ato am-poko
Tsy anadino an an an!
Raha ilaozanao irery any aho
Mitomaaany
Raha mahatsiaro anao toa tsy afaka itony
Tsy afaka ny ho any
Tsy afaka itsoony
De rahovian'indray ny ho eo atratranao
Ho Eo akaikinao
Ho eo anilanao
....
....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Andi Mardi
Vangy : 1774
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Shamqm91
Daty : 11/01/2018 08:06
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0717