You are here: home > Tononkira > Andi Mardi

INTRO (Sham & Andi , Dy-doume & La'mah) (Andi Mardi)

SHAM,Mpivahin'zay no tonga eto fa anorom-pionenana eti
Ra tsisy ny RAP GASY mitovy @tany tsy misy olona eti
Tsy ingonongonona!tsy igodogodona
Fa mbola mirespe ho any MC sy ireo AMBANY GORODONA
Eto aloha mbola mankatoa ny OLD
Tsara ny taloha fa ny ankehitriny koa LAMODE
Mankatoa satria iza moa ny alaiko tahaka
Mifona ra totondry za tsy itonon'zay sahiko
REF:ANDI,Fa na miakatra midina ambony ambany fa zay mbola eto ihany e
Na mora na sarotra maivana dezaka zay~
Hira no atolotro ho anao! oento fa zatononkira.serasera.orgy~
Raiso ra toa sitrakao! Tsy iala fa zay~
DY-DOUME,QM tsy mila omena TOP
Tazako ny kali fony manao TOC2
SIX MC ty no À la plan
Asivo tsiky2 lo fa atotonay ny SON
OA Kopy ny SOCIAL
Tafiaraka eto ndray kofboay COMMERCIAL
Ty dydoume @le kifen'olona
~~~loha tsy mety FULL
REF:
LA'MAH,Ho avy aho manomboka androany e
Efa ela tsy naré izan e
QM NY ETO O!masika ry reto o!
Bandin'tananA Bandin'GHETTO
Ka avi manantona ra lianA
Mpanenjika tsy maintsy ao arianA
La'mah ny ao matoa lA varianA
Fa ny an'lA zay mivôk tô tss MAHALINA

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Andi Mardi
Mpamaky : 479
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Shamqm91
Tamin'ny : 15/01/2018 15:08:56
ID : 10270

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo