INTY NY FOKO (A.M.Z.Z)

Mpihira : A.M.Z.Z
Mpamaky : 1447
Nampidirin'i : Johns
Tamin'ny : 23/04/2003 14:07:21
ID : 1624

Imprimer Facebook Facebook
’Ty ny foko, Atolotro Anao
Ry Tompo Andriamanitra Tsitoha o!
Diovy sy hamasino ho Anao
Ho tena hendry sy vaovao

Maro reo mpanangoly, sy ireo mampahory
F’Ianao mpamindra fo, fitahiana mahasoa

Fa ny fiainana eto an-tany, feno sento sy tomany
Fa ianao lay Mpampahery, no mitsinjo sy mijery
Mba omeo Fo mino, ka mba tohano sy tahio

Amen!

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo