You are here: home > Tononkira > AMPIFITIA

Ampy izay (AMPIFITIA)

AMPY IZAY

Vady tiako ianao
novoadiako tamin-dray
olo roa nofo iray
izaho sy ianao
roapolo taona izay

fianantsika raha lazaina
dia misy izay ilaina
fa ny mtononkira.serasera.orgampanahy
mampatahotra ahy
ny fianantsika mianakavy
arapanahy

ampy izay vita
ny andro lasantsika
nanao ny tsy fanao
izay fomba jentilisa
vola maloto harena maloto
hafointsika avokoa

Hevitra mandeha

Narimanana (29/06/2018 13:59:08)

mbola hitohy

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AMPIFITIA
Mpamaky : 1904
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Narimanana
Tamin'ny : 03/07/2018 21:19:41
ID : 10691

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo