Ampy izay (AMPIFITIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AMPY IZAY

Vady tiako ianao
novoadiako tamin-dray
olo roa nofo iray
izaho sy ianao
roapolo taona izay

fianantsika raha lazaina
dia misy izay ilaina
fa ny mampanahy
mampatahotra ahy
ny fianantsika mianakavy
arapanahy

ampy izay vita
ny andro lasantsika
nanao ny tsy fanao
izay fomba jentilisa
vola maloto harena maloto
hafointsika avokoa
--------
Rohy:
Hevitra
Narimanana ( 29/06/2018 13:59)
mbola hitohy
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AMPIFITIA
Vangy : 4503
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Narimanana
Daty : 03/07/2018 21:19
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.374