RY TOMPO O! JEREO (AMIF (Antoko Mpihira Imeritsifindra Fiderana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo o jereo!
Ireto zanakao
(Jereo)
Fa mijaly sy mitalaho
Noho ny ota ratsy izay natao
Vonjeo
Ry Tompo o vonjeo
Ry Tompo o jereo!
Ireto zanakao
(Jereo)
Fa mijaly sy mitalaho
Noho ny ota ratsy izay natao
Vonjeo
Ry Tompo o vonjeo

Tario, ho eo anilanao
Tario ho eo anilanao
Sy hanaraka ny lalanao!
Fa ny lalanao
Dia lalam-pamarinana
Lalandavi-pahoriana
Ka tahio izahay...

A/C: Laurent Raza
AMIF 2017/Imeritsiafindra Fiderana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AMIF (Antoko Mpihira Imeritsifindra Fiderana)
Vangy : 1281
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoniainadina2017
Daty : 22/12/2017 09:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0841