You are here: home > Tononkira > AMFM

HIOVA FO (AMFM)

Tsy navelanao, fa mbola novonjenao aho
Tsy handray ny valin’ny haratsiako
Hatramin’izao, tsy misy fiovana aho
Mbola minia, milalao fahotana

Impiry moa aho, no nifona Aminao
Nefa tsy niova, ftononkira.serasera.orga nanalavitra aho
Ny ataoko ihany no anaratsiana Anao
Menatra aho, menatra aho, ka HIOVA FO

Indray andro aho, nilaza tsy hiala Aminao
Nefa mbola tsy niova
Ianao nefa, mbola tsy nanary ahy
“Manantona” hoy Ianao
Gaston

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AMFM
Mpamaky : 1121
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Antsakely
Tamin'ny : 06/02/2014 12:14:38
ID : 6453

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo