Samy vita (Ambondrona)

Mpihira : Ambondrona
Mpamaky : 6105
Nampidirin'i : amylee
Tamin'ny : 11/05/2005 06:56:07
ID : 3109

Tsy maninona raha izay no tianao atao
Za koa tsy hitana
Mandehana
Manan-tsaina enao ka saino zay ataonao
Tsy ahita hoatr’ahy enao
Mba marina
Raha izay no hitanao fa mety
Tsara tso-drano ianao
Mahazo izay irinao rehetra
dia mba hendry @ zay...
Dia izay lay fitia
Samy vita e
Atao ahoana...
Dia izay lay fitia
Samy vita e
Atao ahoana...
Tsy maninona raha izay no tianao atao
Za koa tsy hitana
Mandehana
Manan-tsaina enao ka saino zay ataonao
Tsy ahita hoatr’ahy enao
Mba marina
Raha izay no hitanao fa mety
Tsara tso-drano ianao
Mahazo izay irinao rehetra
dia mba hendry @ zay...
Atao ahoana...
Dia izay lay fitia
Samy vita e
Atao ahoana...
Dia izay lay fitia
Samy vita e
Atao ahoana...

oy oy oy samy vita e

Dia izay lay fitia
Samy vita e
Atao ahoana...
Dia izay lay fitia
Samy vita e
Atao ahoana...

aut/ comp: Mboux