Efa anao (AmbondronA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
    
Manontany tena aho haka azy eto
Mangina irery miandry antso lasa sento
Toa tsy andry ny ahitana anao eto
Efa anao ny amiko, eny anao irery

Raha nidify aho tsy lasa lavitra akory
Nanaraka ahy hatrany an-tsaina ny endrikao
Tsapako ato am-poko izao fa...
Tsy ho ela dia ho lazaiko anao eo ihany
Ny antony hanaterako anao isan'andro izao
Izaho anie ka mody tsy miteny f'efa anao

Niteny taminy aho f'efa miandry eto
May ny ahita azy mantsy sao tara eo
Ny sarinao mitsiky ahy no tazako eto
Efa anao ny amiko, eny anao irery
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AmbondronA
Vangy : 7871
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : kelly18
Daty : 04/10/2017 22:18
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1623