You are here: home > Tononkira > Ambondrona

ALEO ALOHA (Ambondrona)

toa ts aritro iany
ny iandry anao
niezaka iany aho fa toa
ho mafy iany tsy ho eo ianao
ho rava ve reo zay efa natao?
tsy maintsy mbola iaona indray andro any
zao kosa iteny hoé

tsy andrinao
tsy kivy aho anefa
tsy itàna anao akory aho mandéana
tsy ho atononkira.serasera.orghy intsony ny fonao
aléo alou samy haka ho azy indray

zaho koa nino
téo foana ianao
indrisy fo vaky,sento sisa iny lasa ianao
tsy alaelo iany na koa hoé itmany
f’izaho aloha dia mbola hitraka atrany
ny momba anao koa efa lavitra ahy
taraina sisa ny ahy hoé

tsy andrinao...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ambondrona
Mpamaky : 12175
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : mioucool
Tamin'ny : 16/10/2007 10:53:54
ID : 4793

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo