You are here: home > Tononkira > Ambondrona

ajanony any (Ambondrona)

Ajanony any raha toy izany foana,
Ajanony any fa mandany fotoana,
Vao may mati-kambo,sy mampidingin-drambo,
Ajanony any samy miala!

Marary ny aina andeha hamitra-pihavanana indray,
Tsy mandry ny saina nefa tsy diso akory zany izahay
Ampanetre-tena sy ampanajana koa,
Aleo hono miala tsiny fa ny mpamosavy no to fo,

Fiainana mbola tononkira.serasera.orghodiavina,tsy hilaozan’izay ratsy fanahy
Misy ndray ankehitriny no miseho milay
Mifamolaka lava izao ;tsy mety indray!

Ajanony any.....

Tsy mety tokoa,ndraindray aza latsa-tomany
na hoe tsy diso aho,tsy zay no tsiny
nefa dia voaheloka ihany!
Hamafiso ny saina dia mba mahaiza manindry fo
fa ny     vita mbola lefy avokoa

fiainana mbola ho diavina......

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ambondrona
Mpamaky : 6325
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : malaiikaa
Tamin'ny : 24/05/2003 00:21:04
ID : 1690

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo