Nitoeranao ny foko (Amboarampeo Faravohitra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nitoeranao ny foko tojo hafaliana aho
Vonona aho izao ny hanompo
Sy ny hanao ny sitrakao

Ianao irery Tompo no hitarika ny lalako
Ianao irery Tompo no hamela ny fahotako
Fahiny aho ry Raiko tsy mba nahalala Anao

Ankehitriny re ny aiko foiko re ho anao
Tsy mba fantatro akory fa Ianao
Tompo tena tia

No mpiantra ireo izay ory
Sy mpamonjy izay very diha
Ka avia , raiso aho Tompo tia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboarampeo Faravohitra
Vangy : 2581
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fiffi
Daty : 24/05/2007 18:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2766