Vavaka (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

Ry Ray mahery
mivavaka aho
fa kely hery
ka mitalao
f'ianao no toky
fanantenana
ry Jesoa zoky
avia faingana

réf: Haleloia no asandratray
       ny vtononkira.serasera.orgavakay henoy mandrakizay

'ndraindray tsy zaka
ny fitsapana
nahazo laka ilay Satana
tantano aho
midira ao am-po
fa mila Anao aho
avia Jeso.

tonony&feony;: Rahaingomahefa Pascal

Hevitra mandeha

miorarobson (14/02/2015 19:18:19)

hoantsika manao facebook mitsy vondrona hoe tonon-kira A.P.F koa ao.manasa antsika hitsidika.misaotra indrindra

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Mpamaky : 595
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : miorarobson
Tamin'ny : 14/02/2015 19:17:02
ID : 7176

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo