TSO-DRANO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

Hitahy anao anie ny Tompo
ka hiaro anao
hampamirapiratra ny tavany
aminao anie Izy
hanandratra ny tavany Izy
ka hamin-drafo aminao
ny fiainanao rehetra anie
hofenoiny fitiavana

Ny fiadantononkira.serasera.organy anie arotsany aminao
Ny fahasoavany anie atobany ho anao
ka n'aiza n'aiza alehanao
hombanao anie Jehovah
na mivoaka anao
na miditra
hotahiany hatrany ianao
A-aamen(2*)

tonony&feony;: Rahaingomahefa Pascal



Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Mpamaky : 506
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : miorarobson
Tamin'ny : 14/02/2015 19:42:39
ID : 7177

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo