Mpanota aho (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

1-Be ny fahotana vitako
Ka tsy mendrika aho Tompo o!
Tsy nanao koa ny sitrakao
Noho ny fahotana izay natao

Mba tsinjovy ity zanakao
Fa te htononkira.serasera.orgihavana Aminao
Zany re no hetahetako
Ka arovy re ty zanakao

2-Olom-bery aho Tompo o!
Ka arovy amin'ny sandrinao
Tsy nahita ny fiadanam-po
Noho ny fahotana izay nanjo

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Mpamaky : 548
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : hery
Tamin'ny : 16/02/2015 09:21:20
ID : 7179

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo