MAMELA NY HELOKO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

Do dia E
Na dia maro aza ny otako
Nty aho Raiko ô! Manantena famelana
Avy aminao r’ilay naharin’ny tontolo
Zay niainako tety fahizay

Tompo mpamonjy ny làlako
Toa tsy hisy fitsaharana
Ireny hadisoako mandratra fo
Ray ô! Mamela ny helokay
Fantatro hatrizay ary hitanao kotononkira.serasera.orga
Zay rehetra kasainay atao
Ny foko no atolotro, ho Anao manontolo
Ray ô! Mamela ny helokay , avelao

Tsy ho takatry ny saiko izay vitanao
Fitiavana avokoa, saingy tsy haiko
Ny mitory ny hazavanao manontolo no mintsinjo
Diso aho nefa tsy mba foinao

Tonony sy feony : Andriamihaja Tantely
(01/04/1992)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Mpamaky : 127
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Njato5
Tamin'ny : 03/05/2019 23:08:49
ID : 11650

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo