TSY MISY (Amboaram-peo Ny Fahazavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Derao Jeso fa mahery
derao jeso fa mahery

Anao ny hery sy ny fahefana
Anao ny hery sy ny fanjakana
Anao ny hery sy ny fiderana
Anao ny hery sy ny fitsarana
Tsy misy masakana
rhf miasa Ianao
Tsy misy maharombaka
ny eo ampelatananao

2. Hobio Jeso fa mahery
hobio JEso fa mahery

Tsy misy tahaka Anao
ny fasana resinao
tsy misy fianana
rahatoa ka misaraka Aminao

Derao derao Jeso
Derao fa Mahery Izy eh

Hobio hobio Jeso
Hobio fa mahery Izy Eh...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Ny Fahazavana
Vangy : 779
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ralhforce
Daty : 13/07/2018 18:25
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4365