Jesoa no torio (Amboaram-peo Ny Fahazavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amin' ny atao rehetra
Eo amin'ny fiainanao
Tsy misy afa-tsy Jesoa,
Azo ianteherana
Amin'ny atao rehetra
Kristy Jesoa no torio
Meteza re hijoro ho vavolombelony

Na inona hataonao
N'aiza no aleha
Ny toetranao,ny fombanao
Tsy misy rehareha
Ny fihetsikao,fiteninao
Hi fianarana
'Zany ny hoe:
Mitory an'i Kristy
Amin'ny atao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Ny Fahazavana
Vangy : 1099
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Màrviç
Daty : 29/01/2016 19:28
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0937