Jesoa marary aho (Amboaram-peo Ny Fahazavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Jeso Tompo inty aho
miankohoka Aminao
Tompo oh ra mety Ianao
dia mahay manadio ahy

Ary onena ahy Jeso
dia naninjitra ny tanany
trururum trururum
ka niteny tsotra hoe
Mahadiova ianao

2.Jeso Tompo eto izao
fa marary ampanahy
Tompo efa mino aho
koa tongava hanasitran ahy

Dia niantso ahy Jeso
ka nilaza hoe mandehana
trurum trururum
koa tongava aminao
araka izay inoanao

JESO MARARY AHO
MBA SITRANO RE
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Ny Fahazavana
Vangy : 920
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ralhforce
Daty : 13/07/2018 18:26
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0737