HAZO FIJALIANA (Amboaram-peo Ny Fahazavana)

1. Ry Tompo oh! nahoana no ampitondrainao
kapoka mangidy ty mpanomponao
raha mety Ianao dia esory amiko
fa tena mafaitra ampio aho fa tsy tantiko

2. Kanefa ry Tompo izay sitrakao
Na mafy atononkira.serasera.orgza izany no aoka atao
Fa zaka matoa nataonao izany
Dia ekeko fona nadia mampitomany

Ref : SAKAMBINO AHO
RY TOMPO TSITOHA
AZA MIALA ETO ANILAKO
AZA MANDAO
NA OVIANA NA OVIANA
HAMPAHERY AHY
HILANJA NY HAZO FIJALIANA

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Amboaram-peo Ny Fahazavana
Mpamaky : 256
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ralhforce
Tamin'ny : 13/07/2018 16:23:25
ID : 10741

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo