FITIAVANA (Amboaram-peo Mi-Ray)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao no fotoana natokana hiderana
hanandratanay ny Anaranao lehibe
Ka misaotra anao ry Tompo be fitia
Amin’ny fo feno hafaliana no hiranay ho Anao

Fi – Fitiavana
No niantsoana anay
Fi – Fiadanana
No natolotrao ho anay

Dieny izao mandrosoa fa aza miahanahana
Faingana fa efa mazava ny lalan-kombana
Izy Tompo no efa miandry anao hatrin’ny ela
Izao anio izao no fotoana
Fa aza miandry lera

Fi – Fitiavana
No niantsoana anay
Fi – Fiadanana
No natolotrao ho anay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Mi-Ray
Vangy : 900
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Mi-Ray
Daty : 25/02/2019 11:04
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0729