O asandrato (A.M.A.F)

Mpihira : A.M.A.F
Mpamaky : 1599
Nampidirin'i : lebota
Tamin'ny : 03/11/2005 09:30:10
ID : 3330

Imprimer Facebook Facebook
O asandrato ny hosana
Hidera ny Tompo avo indrindra
’Lay manome ny hazavana
Fiainam-baovao soa sy mirindra
Mampitony ny adin-tsaina
Mampitraka ireo mitaraina
Sy mampody indray ny maraina
  Mendrika ho Anao ny fiderana
  Ry ilay mpanjakan’ny hatsarana
  Haleloia, hosana, hosana
  Mitsaoka Anao ho fanajana
  Izao tontolo izao manaiky anao Ray
  Ho mpanjaka hatrizay hatrizay
  Ho derainay mandrakizay
  Haleloia, haleloia, Amen...

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo