Kristy Mpandresy (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kristy Mpandresy,Kristy mpanjaka.
Kristy Tompo,Kristy no Mpanavotra.

He nangovitra,izao tontolo izao.
Fa nitsangana ny Tompo ka haleloia.

Haleloia,Haleloia...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana
Vangy : 2574
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ruthkwl
Daty : 24/04/2017 10:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0718