SUPER HERO (Altesse)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsisy teny mahalaza ny fahatsaranao
Tsisy teny mahalaza ny fahalebiazanao
Tsara loatra Ianao,
Tsisy azoko hoarina Aminao
Tsisy toa Anao, na iray aza

Rehefa miantso aho dia mamaly ahy foana Ianao
Tsy mbola nisy fotoana nanary ahy Ianao
Babonao tanteraka ny foko,
Hanantena Anao irery aho
Mandrakizay doria

Ref:
F'Ianao no Andriamanitro,
Ilay SUPER HERO'ako
Mpamonjy mora azo @ andro mahaory
Yeaaaah
F'Ianao no Andriamanitro
Ilay SUPER HERO'ako
Mpamonjy mora azo @ andro mahaory

Raha mbola eto an-tany ihany koa tsisy mahavita ny vitanao
Tsy misy ny afaka ny hilahatra Aminao
Tsara loatra Ianao
Tsisy azoko hoarina Aminao
Tsisy toa Anao na iray aza

Raha mbola eto an-tany ihany koa tsisy mahavita ny vitanao
Hafa loatra Ianao (x3)

Ref..
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Altesse
Vangy : 1497
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : mendrikatsito
Daty : 04/06/2018 06:49
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0718