You are here: home > Tononkira > Alitara

Aok'izay (Alitara)

Ny hafatra ataoko amintsika tanora
Aza variana mirendrarendra ianao
Raha ny eto an-tany dia be mpanakora
Ka mitodiha amin'Andriamanitra ianao

Ny hafatra ataoko amintsika tanora
Aza variana mirendrarendra ianao
Raha ny eto an-tany aloha dia be mpanakora
Ka mitodiha amin'Andriamanitra ianao

FiverenTsiky dia ampyana : Aok'izay ny rendrarendra avelao
Fa satana anie dia maningana anao
Fa ny Tompo ange tsy mba mandao anao
F'efa ela izy no niandry anao


Ny ao amin'ny Tompo dia lazaiko anao
Fa tsy misy fahoriana izay tafiditra ao
Fa fifaliana foana no iainananao
Ka mitodiha amin'Andriamanitra ianao ( x 2 )


A/C : TONNY
Groupe Alitara

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Alitara
Mpamaky : 528
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : tahiana.dafy2015
Tamin'ny : 21/03/2016 14:45:30
ID : 8168

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo