Nosy-Be (Akon'ny Lanitra Mihira (Alarobia Mahafinaritra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Nosy-Be, Nosy-Be
Nosy-Be ho an'i Jesoa Kristy

1- Raiso Jesoa hamonjy anao
Raiso Jesoa hanavotra anao
Raiso Jesoa hamonjy anao
Raiso Jesoa hanavao indray ny fiainanao

Ref:
Nosy-Be, Nosy-Be
Nosy-Be ho an'i Jesoa Kristy

2- Ialao ny fanompoan-tsampy
Ialao ny fisotroan-toaka
Ialao ny fijangajangana
Ialao ny fizarazarana
Ialao ireo fa mamotika ny fiainanao

Ref:
Nosy-Be, Nosy-Be
Nosy-Be ho an'i Jesoa Kristy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Akon'ny Lanitra Mihira (Alarobia Mahafinaritra)
Vangy : 1020
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Herizo15
Daty : 27/11/2018 15:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0786