You are here: home > Tononkira > AKON'NY FAMONJENA

Tapaka ny hevitro (AKON'NY FAMONJENA)

Tapaka ny hevitro Jesoa
Ny hanara-dia Anao
Ka handà ny tenako tokoa
Ka hanao izay sitrakao.


Fiv:
N'inon'inona hihatra
N'inona hidona re
Tsy ataoko diso lahatra ôô
Vonona izaho Tsiky dia ampyhandeha.

Koa manantena aho Jesoa
Ny handeha mba ho irakao
Na dia sarotra aza izay atao ô
Vonona izaho handeha


Tokana ny faniriako
Ny handeha mba ho irakao
Manantena ny hodiako ôô
Ao an-tranonao ry Ray.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AKON'NY FAMONJENA
Mpamaky : 73
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Tannerk_Ystaf
Tamin'ny : 29/01/2019 10:27:36
ID : 11331

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo