You are here: home > Tononkira > AKON'NY FAMONJENA

Mba fantatrao (AKON'NY FAMONJENA)

Moa ve mba fatratrao
Sy mba nosaininao
Fa ny eto an-tany ts'isy fiadanan-tsaina
F'izay hirin'ny fo, sy hevina ho soa
Dia zava-poana ihany
Na mamiratra aok'izany
Fa ny any azo itokiana
Hanome fifaliana tsy hita lany
Ttononkira.serasera.orgsy iza fa i Kristy

Mba katsaho aloha ny hitoeranao(anatiny ao)
Fa aza lany andro amin'izao rehetra izao
Mba jereo ny vorona eny an'ala
Izy ireny,
Fa izy ireny tsy mamafy na mijinja
Kanefa dia tsy manana ahiahy
Fa ny Tompo no momba sy mitahy.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AKON'NY FAMONJENA
Mpamaky : 98
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Tannerk_Ystaf
Tamin'ny : 29/01/2019 10:22:07
ID : 11333

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo